1. Momba ny plateforme
plins-app.com
dia
Marketplace
Malagasy ahafahan’ny mpividy mahita sy mividy vokatra atolotry ny mpivarotra samihafa.
2. Ny tanjona
Ny tanjonay dia ny hanamora ny fivarotana na fividiana entana an'habaka eto madagasikara,
Tsy voatery hisy resaka na antso foana eo @ roa tonta vao mandeha ny fividianana entana,
mivondrona ato anatin’ny plateforme
iray ny vokatra, ny commande, ny fandoavam-bola ary ny livraison.
3. Fonctionalité
Amin’ny alalan’ny
plins-app.com
, ny mpividy dia afaka mikaroka vokatra,
mijery ny mombamomba azy, mahafantatra ny mpivarotra, mametraka commande
ary manaraka ny fizotry ny commande hatramin’ny livraison.
Ny mpivarotra dia afaka mitantana ny magasin, mi-gestion ny entana, na ihany koa mijery ny
fandrosoan'ny fivarotany en ligne
Ny plateforme dia manampy ihany koa amin’ny fananganana fifampitokisana eo amin’ny
mpividy sy ny mpivarotra, na lafiny transaction de paiement na ny avis-ny ireo mpividy aorian’ny commande.
4. Fifandraisana
Raha manana fanontaniana na mila fanazavana momba ny Plins ianao dia afaka mifandray aminay amin’ny :
Telephone : 034 65 070 44
Nohavaozina ny 13 Septambra 2026