1. Données angonin'ny plins-app.com
Ny fampiasana ny Marketplace plins-app.com dia mety hanangona sy hitahiry ireo
informations ilaina amin’ny fiasan'ny plateforme, anisan’izany :
-
Nimerao telefaonina :
ampiasaina amin’ny famorona, fidirana ary fiarovana an’ny kaonty
-
Adiresy sy localisation :
ilaina amin’ny fanaterana ny kaomandy
-
Informations momba ny kaomandy :
toy ny entana novidina, totalim-bola, reference trans, statut ary historique des commandes
2. Antony ampiasana ireo données
Ireo informations angonina dia ampiasaina indrindra mba :
- Hanatanterahana ny kaomandy
- Hanamorana ny livraison
- Hanaraha-maso ny paiements sy transactions
- Hisorohana ny fraude, abus ary fampiasana tsy ara-dalàna ny plateforme
- Hanaovana analyse sy statistiques ilaina amin’ny fanatsarana ny plateforme
3. Données mety ho hitan’ny mpivarotra
Rehefa mandefa kaomandy dia hozaraina amin’ilay mpivarotra
ireo informations tena ilaina amin’ny fanatanterahana azy.
Mety ho tafiditra amin’izany :
laharana finday, Adiresy, ...
4. Fanapariahana ny données @ prestataires
Mampiasa prestataires ivelany ny plateforme mba hampandeha ny service, toy ny :
prestataires de paiement ;
Ary izay données mifandraika amin'ny filàny ihany no omena azy.
Plins dia tsy mivarotra ny données personnelles an’ny utilisateurs amin’ny tiers.
5. Fiarovana ny données
Mampihatra mesures techniques sy organisationnelles mety hiarovana ny données personnelles amin’ny :
accès tsy nahazoana alalana,
fanovana tsy nahazoana alalana,
fampiasana tsy ara-dalàna,
ny plateforme.
Aza zaraina amin’olona hafa ny mot de passe-nao.
6. Zo momba ny données personnelles
Afaka mamafa ny kaontinao enao raha toa ka
tsy misy kaomandy active (pending, accepté, en livraison).
7. Cookies sy technologies similaires
plins-app.com
dia mampiasa cookies sy technologies similaires mba :
hitazonana ny session utilisateur,
hanatsarana ny expérience utilisateur.
8. Contact
Raha manana fanontaniana, fangatahana na ahiahy momba ny données personnelles sy ny
confidentialité ianao dia afaka mifandray amin'ny tompon'andraikitra :
Téléphone : 034 65 070 44
Nohavaozina ny 13 Septambra 2026