Pack de batterie lithium ion 18650 en 12V 20Ah, 3S 8P miaraka amin'ny BMS sy afficheur ahitana ny % sy tension ao anatiny. Natao hoan'ny Panneau solaire.