Fepetra ankapobeny fampiasana (CGU) — Vendeur
Ireto ny fitsipika sy fepetra mihatra amin’ny fampiasana ny plateforme
plins-app.com amin’ny maha-mpivarotra.
1. Mombamomba ny kaonty
Ny mpivarotra dia tsy maintsy mampiasa numéro de téléphone marina sy azy rehefa mampiasa ny plateforme.
Ny mpivarotra dia tompon’andraikitra amin’ny fiarovana ny informations ahafahana miditra amin’ny kaontiny-ny ary tsy tokony hizara izany amin’olona hafa.
Ny mpivarotra dia tompon’andraikitra amin’ny fiarovana ny informations ahafahana miditra amin’ny kaontiny-ny ary tsy tokony hizara izany amin’olona hafa.
2. Magasin
Ny Mpivarotra dia afaka mamorona sy mitantana magasin ato amin’ny plateforme
plins-app.com
Ny mpivarotra dia tompon’andraikitra amin’ny fahamarinan’ny informations aseho momba ny magasin, toy ny :
Ny mpivarotra dia tompon’andraikitra amin’ny fahamarinan’ny informations aseho momba ny magasin, toy ny :
- Anaran'ny magasin
- Description
- Logo sy photo de couverture
- Adiresy sy localisation
- Informations hafa ampidirina ao amin’ny plateforme
3. Entana
Ny mpivarotra dia tompon’andraikitra amin’ny informations rehetra ampidiriny momba ny entana amidiny.
Ny description, prix, photos, caractéristiques ary ny stock an’ny produit dia tokony ho marina sy mifanaraka amin’ny entana tena izy.
Ny description, prix, photos, caractéristiques ary ny stock an’ny produit dia tokony ho marina sy mifanaraka amin’ny entana tena izy.
Tsy azo amidy na ampidirina ao amin’ny plateforme ireo entana voararan’ny lalàna na voararan’ny plateforme, toy ny :
- Basy
- Rongony
- sns
Tsy azo atao ihany koa ny mampiditra sary mamoafady na contenu mamoafady.
4. Kaomandy
Rehefa mandefa commande ny mpividy, mila mandray fanapahan-kevitra momba izany ny mpivarotra araka izay azo atao.
Rehefa manaiky (accepte) ny commande ny vendeur, dia tokony hanatanteraka izany araka ny informations voarakitra ao amin’ny commande.
Rehefa manaiky (accepte) ny commande ny vendeur, dia tokony hanatanteraka izany araka ny informations voarakitra ao amin’ny commande.
5. Fandoavam-bola
Ny paiement en ligne dia atao amin’ny alalan’ireo prestataires de paiement miara-miasa amin'ny plateforme.
Ny Paiement à la livraison dia safidin’ny vendeur manokana.
Ny vendeur dia manaiky hanaraka ny procédure de paiement sy de versement napetraky ny plateforme.
Ho an’ny paiement en ligne, ny vola mifandraika amin’ny vidin’ny entana dia tazomin’ny plateforme vonjimaika alohan’ny hanaovana ny versement mankany amin’ny compte mobile money an’ny vendeur.

Ny versement (payout) dia atao rehefa
- statut "livré" ka noconfirmen'ny acheteur fa voaray ny entana.
- 2 andro aorian'ny statut "livré" ka tsy noconfirmen'ny acheteur ny entana ary tsy misy litige.
Versement (payout) = vidin'ny entanao makany @ compte mobile money anao
Ny totalin'ny vola atao versement
- commission du plateforme : 3 %
- commission du prestation de paiement (actuel) : 3 %
- frais de transaction : miankina amin'ny operateur, (x)
Versement = vidin’ny entana - (6% + x)
Ohatra : commande 100 000 Ar
- commission plateforme 3% = 3 000 Ar
- commission partenaire actuel 3% = 3 000 Ar
- Frais mobile money = x
Versement = 100 000 Ar - (6 000Ar + x)
6. Livraison
Ny vendeur dia tompon’andraikitra amin’ny fanomanana ny commande sy ny
fanomezana ireo informations ilaina amin’ny fanatanterahana ny livraison.
7. Annulation sy remboursement
Ny fanapahan-kevitry ny mpivarotra no ahafahana miremboursé ny mpividy raha toa
ka efa statut "accepte, en route de livraison, livré" ny kaomandy ankoatra ny litige.
Raha misy litige ka voaporofo fa manana rariny ny mpividy,
dia mety hisy remboursement araka ny fanapahan-kevitra raisin'ny plateforme.
8. Litige
Mbola tsy afaka manokatra litige aloha atreto raha sendra olàna
Ny vendeur dia tokony hanome ireo informations sy porofo ilaina amin’ny fanadihadiana, rehefa angatahan'ny plateforme.
Mety hangatahana amin’ny vendeur, ohatra :
Mety hangatahana amin’ny vendeur, ohatra :
- sary
- vidéo
- capture d’écran
- informations momba ny produit
- informations momba ny commande
- sns
9. Procédure sy fanapahan-kevitra momba ny litige
Ny vendeur dia manaiky hanaraka ny procédure de litige.
Aorian’ny fandinihana ireo informations sy porofo misy, plins-app.com dia afaka mandray
fanapahan-kevitra momba ny traitement ny litige sy ny éventuel remboursement.
Ny vendeur dia manaiky ny fanapahan-kevitra raisin'ny plateforme.
10. Vérification du vendeur
Mba hahafahan’ny compte mpivarotra mahazo approbation Level 1, ireto ihany no ilaina :
- Lien vers une page Facebook, un site web, na page du vendeur sur un réseau social
- Farafahakeliny misy produits 5 efa nopubliena ao amin’ilay lien
- Raha page Facebook no ampiasaina, dia tsy maintsy manana mpanaraka mihoatra ny 500 ilay page.
Aorian’ny approbation Level 1, malalaka amin’ny safidiny ny vendeur raha te hanao :
- Vérification du compte vendeur (KYC)
- Vérification du compte entreprise (juridique)
Ireo vérifications ireo dia natao hampitomboana ny confiance an’ny mpividy ary afaka mampitombo ny score du compte.
Ny fanomezana documents sandoka, informations diso niniana natao, na fanandramana hamitaka ny procédure de vérification dia mety hitarika amin’ny fandavana ny vérification, fampiatoana na fanidiana ny compte.

N.B. : Aorian’ny approbation Level 1, raha manova ireo données nohamarinina ny
mpivarotra ka voamariky ny plateforme fa tsy mifanaraka amin’ny fepetra intsony
ireo informations ireo, dia ho averina amin’ny statut « en attente d’approbation » ny compte.
Na mety ihidy mihintsy, arakaraka ny etat-ny compte.
11. Fampiasana tsy ara-dalàna sy fanidiana compte
Ny plateforme dia afaka mampiato na manidy compte iray raha misy :
- tentative de fraude
- abus
- fampiasana tsy ara-dalàna ny plateforme
- fanomezana informations na documents diso niniana natao
- fivarotana produits voarara
- comportement manimba ny mpividy na ny plateforme
- fampidirana sary na contenu mamoafady
- na fandikana ireo CGU sy fitsipika mihatra amin’ny plateforme
12. Fanovana ny CGU
Ny plateforme dia afaka manampy, manova, manavao na manala ampahany amin’ireto CGU ireto rehefa ilaina,
indrindra rehefa misy fiovana amin’ny fonctionnement an’ny plateforme, ny services na ny obligations légales.
Ireo fepetra ireo dia natao hiarovana ny plateforme, ny mpividy, ny mpivarotra ary ny transactions.
Ireo fepetra ireo dia natao hiarovana ny plateforme, ny mpividy, ny mpivarotra ary ny transactions.
Nohavaozina ny 13 Septambra 2026