Politique de confidentialité
1. Données angonin’ny plateforme
Ny fampiasana ny Marketplace plins-app.com dia mety hanangona sy hitahiry ireo
informations ilaina amin’ny fiasan'ny plateforme, anisan’izany :
- Laharan'ny telephone ampiasaina amin’ny famoronana, fidirana @ compte
- Informations momba ny magasin, toy ny nom du magasin, description, logo, photo de couverture
- Adresse sy localisation ny magasin
- Informations momba ny entana ampidirina ao amin’ny plateforme
- Informations momba ny kaomandy, toy ny entana, totalin'ny vola, statut ary historique des commandes
- Informations sy documents ilaina amin’ny vérification'ny compte
2. Antony ampiasana ireo données
Ireo informations angonina dia ampiasaina indrindra mba :
- handraisana sy hanatanterahana ny commandes
- handaminana sy hanamorana ny livraison
- handaminana sy hanaraha-maso ny paiements sy transactions
- hanaovana fanamarinana ny compte rehefa ilaina
- hisorohana ny fraude, abus ary fampiasana tsy ara-dalàna ny plateforme
- hanatsarana ny fonctionnement sy expérience utilisateur ato amin'ny plateforme
3. Données mety ho hitan’ny acheteur
Misy informations momba ny magasin sy ny activité mety haseho amin’ny acheteurs.
Mety ho tafiditra amin’izany :
- Nom du magasin
- Logo sy photo de couverture
- Description du magasin
- Adiresy na localisation du magasin
- informations sy éléments mifandraika amin’ny réputation du magasin, toy ny avis rehefa misy
Ny informations personnelles izay tsy ilain'ny mpividy dia tsy natao haseho ampahibemaso.
4. Partage des données amin’ireo prestataires
Mampiasa prestataires ivelany ny plateforme mba hampandeha ny service, toy ny :
prestataires de paiement ;
Ary izay données mifandraika amin'ny filàny ihany no omena azy.
Ary izay données mifandraika amin'ny filàny ihany no omena azy.
Plins dia tsy mivarotra ny données personnelles an’ny utilisateurs amin’ny tiers.
5. Fiarovana ny données
Mampihatra mesures techniques sy organisationnelles mety hiarovana ny données personnelles amin’ny :
accès tsy nahazoana alalana,
fanovana tsy nahazoana alalana,
fampiasana tsy ara-dalàna,
ny plateforme.
Aza zaraina amin’olona hafa ny mot de passe-nao.
6. Zo momba ny données personnelles
Afaka mamafa ny kaontinao enao raha toa ka
madio ny compte, jereo ao @ cgu
7. Cookies sy technologies similaires
plins-app.com
dia mampiasa cookies sy technologies similaires mba :
hitazonana ny session utilisateur,
hanatsarana ny expérience utilisateur.
8. Contact
Raha manana fanontaniana, fangatahana na ahiahy momba ny données personnelles sy ny
confidentialité ianao dia afaka mifandray amin'ny tompon'andraikitra :
Téléphone : 034 65 070 44
Téléphone : 034 65 070 44
Nohavaozina ny 13 Septambra 2026